RECEVEZ LA NEWSLETTER

METEO ANTANANARIVO

RECHERCHE PAR REGIONS


 
SOMBIN-TAKILA FANITSIANA

Filazàna ho an'ny Mpamandrika

Saro-pady ny manitsy ny anioera, indrindra amina tany tena eo andalam-pivelarana tanteraka, ary ahitana fanovàna laharana, fifindra-monina, ary fanafoanana mihitsy aza.
Koa heverinay fa mety ny mangataka fiaraha-miasa an-tsitrapo aminareo, ary miangavy anareo mba hanoro anay ny diso izay mety nitranga amin'ny famenoina ny iray amin'ny Sombin-takila eto ambany. Hampiharinay izany tsy ho ela.

Takelaka Mavo - Takelaka Fotsy
Takelaka Mavo (Mpamandrika matihanina eto Madagasikara)
*
*
*
*
*
Ampidiro ny kaody fiarovana :

* Ny andalana misy marika lakroa dia tsy maintsy fenoina